plt_tn/2sa/24/10.md

345 B

Dia nampahory azy ny fon'i Davida

Ny hoe "fo" eto dia sarintenin'ny fihetsem-po sy feon'ny fieritreretan'i Davida. DH: "Nahatsapa-tena ho meloka i Davida"

Ankehitriny, ry Yaveh, esory ny heloky ny mpanomponao

Manondro ny tenany amin'ny hoe "mpanomponao" i Davida. Io dia fomba mihaja hiresahana amin'ny olona manam-pahefana lehibe kokoa.