# Dia nampahory azy ny fon'i Davida Ny hoe "fo" eto dia sarintenin'ny fihetsem-po sy feon'ny fieritreretan'i Davida. DH: "Nahatsapa-tena ho meloka i Davida" # Ankehitriny, ry Yaveh, esory ny heloky ny mpanomponao Manondro ny tenany amin'ny hoe "mpanomponao" i Davida. Io dia fomba mihaja hiresahana amin'ny olona manam-pahefana lehibe kokoa.