plt_tn/2sa/24/10.md

8 lines
345 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Dia nampahory azy ny fon'i Davida
Ny hoe "fo" eto dia sarintenin'ny fihetsem-po sy feon'ny fieritreretan'i Davida. DH: "Nahatsapa-tena ho meloka i Davida"
# Ankehitriny, ry Yaveh, esory ny heloky ny mpanomponao
Manondro ny tenany amin'ny hoe "mpanomponao" i Davida. Io dia fomba mihaja hiresahana amin'ny olona manam-pahefana lehibe kokoa.