plt_tn/2sa/18/18.md

530 B

Lohasahan'ny Mpanjaka

Ireo dia anaran-toerana.

hitondra ny anarako aho

Mampiasa io andianteny hoe "ny anarako" i Absaloma mba hanondroana ny tenany sy ny rohim-pianakaviany. DH: "mba hitondra ny anaram-pianakaviako, izay amin'izany no ahatsiarovan'ny olona ahy"

ka tamin'io andro io ihany dia nantsoina hoe: Tsangam-baton'i Absaloma izany

DH: "koa nantsoin'ny olona ho Tsangambaton'i Absaloma nanomboka tamin'io andro io ihany izany"

tamin'io andro io ihany

Io dia manondro ny fotoana izay nanoratana ity boky ity.