plt_tn/2sa/18/18.md

16 lines
530 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Lohasahan'ny Mpanjaka
Ireo dia anaran-toerana.
# hitondra ny anarako aho
Mampiasa io andianteny hoe "ny anarako" i Absaloma mba hanondroana ny tenany sy ny rohim-pianakaviany. DH: "mba hitondra ny anaram-pianakaviako, izay amin'izany no ahatsiarovan'ny olona ahy"
# ka tamin'io andro io ihany dia nantsoina hoe: Tsangam-baton'i Absaloma izany
DH: "koa nantsoin'ny olona ho Tsangambaton'i Absaloma nanomboka tamin'io andro io ihany izany"
# tamin'io andro io ihany
Io dia manondro ny fotoana izay nanoratana ity boky ity.