# Lohasahan'ny Mpanjaka Ireo dia anaran-toerana. # hitondra ny anarako aho Mampiasa io andianteny hoe "ny anarako" i Absaloma mba hanondroana ny tenany sy ny rohim-pianakaviany. DH: "mba hitondra ny anaram-pianakaviako, izay amin'izany no ahatsiarovan'ny olona ahy" # ka tamin'io andro io ihany dia nantsoina hoe: Tsangam-baton'i Absaloma izany DH: "koa nantsoin'ny olona ho Tsangambaton'i Absaloma nanomboka tamin'io andro io ihany izany" # tamin'io andro io ihany Io dia manondro ny fotoana izay nanoratana ity boky ity.