plt_tn/2sa/06/01.md

40 lines
1019 B
Markdown

# Ary
Io teny io dia manamarika fizarana vaovao amin'ny tantara.
# ny lehilahin'Israely voafidy rehetra
Io sarinteny io dia manambara ny tafiky ny firenen'ny Israely.
# telo alina
"30.000"
# nanomboka tany Bala any Joda mba hilanja ny fiaran'Andriamanitra avy any
Izany dia midika fa naka ny fiara tany Jerosalema izy ireo. DH: "nanomboka tao Bala tany Joda mba haka ny fiaran'Andriamanitra any Jerosalema"
# mba hilanja ny fiaran'Andriamanitra
Avo noho ny ankamaroan'ny toerana hafa any Israely i Jerosalema, koa ara-dalàna ho an'ireo Israelita ny miteny hoe hiakatra any Jerosalema ary midina avy any.
# mba hilanja
Ny teny hoe "milanja" dia afaka adika hoe "maka".
# Bala
Io dia anaran-toerana.
# izay antsoina amin'ny anarana hoe Yaveh tompon'ny maro
Voasoratra teo amin'ny fiara ny anaran'i Yaveh.
# izay mipetraka am-piandrianana eo ambonin'ny kerobima
"izay mipetraka amin'ny toeran'ny fahefany anelanelan'ny kerobima"
# am-piandrianana
mipetraka amin'ny seza fiandrianana na toeram-pahefana