# Ary Io teny io dia manamarika fizarana vaovao amin'ny tantara. # ny lehilahin'Israely voafidy rehetra Io sarinteny io dia manambara ny tafiky ny firenen'ny Israely. # telo alina "30.000" # nanomboka tany Bala any Joda mba hilanja ny fiaran'Andriamanitra avy any Izany dia midika fa naka ny fiara tany Jerosalema izy ireo. DH: "nanomboka tao Bala tany Joda mba haka ny fiaran'Andriamanitra any Jerosalema" # mba hilanja ny fiaran'Andriamanitra Avo noho ny ankamaroan'ny toerana hafa any Israely i Jerosalema, koa ara-dalàna ho an'ireo Israelita ny miteny hoe hiakatra any Jerosalema ary midina avy any. # mba hilanja Ny teny hoe "milanja" dia afaka adika hoe "maka". # Bala Io dia anaran-toerana. # izay antsoina amin'ny anarana hoe Yaveh tompon'ny maro Voasoratra teo amin'ny fiara ny anaran'i Yaveh. # izay mipetraka am-piandrianana eo ambonin'ny kerobima "izay mipetraka amin'ny toeran'ny fahefany anelanelan'ny kerobima" # am-piandrianana mipetraka amin'ny seza fiandrianana na toeram-pahefana