plt_tn/2sa/06/01.md

1019 B

Ary

Io teny io dia manamarika fizarana vaovao amin'ny tantara.

ny lehilahin'Israely voafidy rehetra

Io sarinteny io dia manambara ny tafiky ny firenen'ny Israely.

telo alina

"30.000"

nanomboka tany Bala any Joda mba hilanja ny fiaran'Andriamanitra avy any

Izany dia midika fa naka ny fiara tany Jerosalema izy ireo. DH: "nanomboka tao Bala tany Joda mba haka ny fiaran'Andriamanitra any Jerosalema"

mba hilanja ny fiaran'Andriamanitra

Avo noho ny ankamaroan'ny toerana hafa any Israely i Jerosalema, koa ara-dalàna ho an'ireo Israelita ny miteny hoe hiakatra any Jerosalema ary midina avy any.

mba hilanja

Ny teny hoe "milanja" dia afaka adika hoe "maka".

Bala

Io dia anaran-toerana.

izay antsoina amin'ny anarana hoe Yaveh tompon'ny maro

Voasoratra teo amin'ny fiara ny anaran'i Yaveh.

izay mipetraka am-piandrianana eo ambonin'ny kerobima

"izay mipetraka amin'ny toeran'ny fahefany anelanelan'ny kerobima"

am-piandrianana

mipetraka amin'ny seza fiandrianana na toeram-pahefana