plt_tn/2ki/25/20.md

480 B

Nebokadnezara

Anaran-dehilahy izany. Jereo ao amin'ny 25:8.

Ribla

Anaran-toerana izany. Adikao tahaka ny ao amin'ny 25:6.

Novonoin'i

Tsara azavaina amin'ny mpamaky fa ny olona hafa nanampy azy nanao izany.

Toy izany no nanaovana sesitany an'i Joda tany ivelan'ny taniny

"ka dia natao sesitany tany ivelan'ny taniny i Joda"

Joda tany ivelan'ny taniny

Ny hoe "Joda" dia sarinteny ilazana ny vahoakan'i Joda. DH: "ny vahoakan'i Joda tany ivelan'ny tanin'izy ireo"