# Nebokadnezara Anaran-dehilahy izany. Jereo ao amin'ny 25:8. # Ribla Anaran-toerana izany. Adikao tahaka ny ao amin'ny 25:6. # Novonoin'i Tsara azavaina amin'ny mpamaky fa ny olona hafa nanampy azy nanao izany. # Toy izany no nanaovana sesitany an'i Joda tany ivelan'ny taniny "ka dia natao sesitany tany ivelan'ny taniny i Joda" # Joda tany ivelan'ny taniny Ny hoe "Joda" dia sarinteny ilazana ny vahoakan'i Joda. DH: "ny vahoakan'i Joda tany ivelan'ny tanin'izy ireo"