plt_tn/2ki/25/20.md

20 lines
480 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nebokadnezara
Anaran-dehilahy izany. Jereo ao amin'ny 25:8.
# Ribla
Anaran-toerana izany. Adikao tahaka ny ao amin'ny 25:6.
# Novonoin'i
Tsara azavaina amin'ny mpamaky fa ny olona hafa nanampy azy nanao izany.
# Toy izany no nanaovana sesitany an'i Joda tany ivelan'ny taniny
"ka dia natao sesitany tany ivelan'ny taniny i Joda"
# Joda tany ivelan'ny taniny
Ny hoe "Joda" dia sarinteny ilazana ny vahoakan'i Joda. DH: "ny vahoakan'i Joda tany ivelan'ny tanin'izy ireo"