plt_tn/2ki/23/12.md

507 B

Noravan'i Josia ... Notorotoroin'i Josia ... nariany ... noravan'... Notorotoroiny ... nofenoiny

Tena tsara raha azavaina amin'ny mpamaky fa nisy olona hafa, mety hoe i Hilkia sy "ireo mpisorona ambany fahefany" (23:4) nanampy an'i Josia nanao izany.

Lohasahan-driak'i Kidrona

Anaran-toerana izany. Jereo ao amin'ny 23:4 ny fomba nandikanao izany.

nofenoiny taolan'olombelona ireo toerana ireo

"norakofany taolan'olombelona ny tany mba tsy hahafahan'ny vahoaka manao izany ho fanasinana intsony"