plt_tn/2ki/23/12.md

12 lines
507 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Noravan'i Josia ... Notorotoroin'i Josia ... nariany ... noravan'... Notorotoroiny ... nofenoiny
Tena tsara raha azavaina amin'ny mpamaky fa nisy olona hafa, mety hoe i Hilkia sy "ireo mpisorona ambany fahefany" (23:4) nanampy an'i Josia nanao izany.
# Lohasahan-driak'i Kidrona
Anaran-toerana izany. Jereo ao amin'ny 23:4 ny fomba nandikanao izany.
# nofenoiny taolan'olombelona ireo toerana ireo
"norakofany taolan'olombelona ny tany mba tsy hahafahan'ny vahoaka manao izany ho fanasinana intsony"