# Noravan'i Josia ... Notorotoroin'i Josia ... nariany ... noravan'... Notorotoroiny ... nofenoiny Tena tsara raha azavaina amin'ny mpamaky fa nisy olona hafa, mety hoe i Hilkia sy "ireo mpisorona ambany fahefany" (23:4) nanampy an'i Josia nanao izany. # Lohasahan-driak'i Kidrona Anaran-toerana izany. Jereo ao amin'ny 23:4 ny fomba nandikanao izany. # nofenoiny taolan'olombelona ireo toerana ireo "norakofany taolan'olombelona ny tany mba tsy hahafahan'ny vahoaka manao izany ho fanasinana intsony"