plt_tn/2ki/23/04.md

24 lines
815 B
Markdown

# ireo mpisorona ambany fahefany
"ireo mpisorona hafa izay nanompo azy"
# mpiandry vavahady
ireo olona izay miandry ny vavahady miditra ao an-tempoly
# ho an'i Bala ... ho an'ny kintan'
"mba hahafan'ny ahoaka mampiasa ireo hiderana an'i Bala ... mba hahafahan'ny vahoaka midera ny kintan' ..."
# Nandoro izany ... nitondra ... Nanafoana ... izy
Ny hoe "izy" eto manondro an'i Josia, tsara kokoa raha azavaina amin'ny mpamaky fa nisy olona hafa, mety hoe i Hilkia sy "ireo mpisorona ambany fahefany" (23:4) nanampy an'i Josoa nanao izany.
# lohasahan'i Kidrona ... Betela
Anaran-toerana ireo.
# ho an'i Bala, ho an'ny masoandro sy ny volana, ho an'ireo planeta, ary ho an'ireo kintan'ny lanitra rehetra
"mba hiderana an'i Bala, ny masoandro sy ny volana, ireo planeta, ary ireo kintan'ny lanitra rehetra"