plt_tn/2ki/23/04.md

815 B

ireo mpisorona ambany fahefany

"ireo mpisorona hafa izay nanompo azy"

mpiandry vavahady

ireo olona izay miandry ny vavahady miditra ao an-tempoly

ho an'i Bala ... ho an'ny kintan'

"mba hahafan'ny ahoaka mampiasa ireo hiderana an'i Bala ... mba hahafahan'ny vahoaka midera ny kintan' ..."

Nandoro izany ... nitondra ... Nanafoana ... izy

Ny hoe "izy" eto manondro an'i Josia, tsara kokoa raha azavaina amin'ny mpamaky fa nisy olona hafa, mety hoe i Hilkia sy "ireo mpisorona ambany fahefany" (23:4) nanampy an'i Josoa nanao izany.

lohasahan'i Kidrona ... Betela

Anaran-toerana ireo.

ho an'i Bala, ho an'ny masoandro sy ny volana, ho an'ireo planeta, ary ho an'ireo kintan'ny lanitra rehetra

"mba hiderana an'i Bala, ny masoandro sy ny volana, ireo planeta, ary ireo kintan'ny lanitra rehetra"