# ireo mpisorona ambany fahefany "ireo mpisorona hafa izay nanompo azy" # mpiandry vavahady ireo olona izay miandry ny vavahady miditra ao an-tempoly # ho an'i Bala ... ho an'ny kintan' "mba hahafan'ny ahoaka mampiasa ireo hiderana an'i Bala ... mba hahafahan'ny vahoaka midera ny kintan' ..." # Nandoro izany ... nitondra ... Nanafoana ... izy Ny hoe "izy" eto manondro an'i Josia, tsara kokoa raha azavaina amin'ny mpamaky fa nisy olona hafa, mety hoe i Hilkia sy "ireo mpisorona ambany fahefany" (23:4) nanampy an'i Josoa nanao izany. # lohasahan'i Kidrona ... Betela Anaran-toerana ireo. # ho an'i Bala, ho an'ny masoandro sy ny volana, ho an'ireo planeta, ary ho an'ireo kintan'ny lanitra rehetra "mba hiderana an'i Bala, ny masoandro sy ny volana, ireo planeta, ary ireo kintan'ny lanitra rehetra"