plt_tn/2ki/23/01.md

16 lines
522 B
Markdown

# ireo olon'i Joda rehetra ary ireo mponin'i Jerosalema rehetra
Filazana amin'ny ankapobeny ihany izany. DH: "olona hafa maro be" (UDB)
# hatramin'ny kely ka hatramin'ny lehibe
Fibangoan-teny ilazana ny olona rehetra izany. DH: "hatramin'ny olona tsy manan-danja indrindra ka hatramin'ny manan-danja indrindra"
# Novakiany teo an-tsofin'izy ireo
"Ary novakian'ny mpanjaka mafy mba ho ren'izy ireo"
# izay hita
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "izay hitan'i Hilkia" (Jereo ny 22:8) na "izay hitan'izy ireo"