plt_tn/2ki/23/01.md

522 B

ireo olon'i Joda rehetra ary ireo mponin'i Jerosalema rehetra

Filazana amin'ny ankapobeny ihany izany. DH: "olona hafa maro be" (UDB)

hatramin'ny kely ka hatramin'ny lehibe

Fibangoan-teny ilazana ny olona rehetra izany. DH: "hatramin'ny olona tsy manan-danja indrindra ka hatramin'ny manan-danja indrindra"

Novakiany teo an-tsofin'izy ireo

"Ary novakian'ny mpanjaka mafy mba ho ren'izy ireo"

izay hita

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "izay hitan'i Hilkia" (Jereo ny 22:8) na "izay hitan'izy ireo"