# ireo olon'i Joda rehetra ary ireo mponin'i Jerosalema rehetra Filazana amin'ny ankapobeny ihany izany. DH: "olona hafa maro be" (UDB) # hatramin'ny kely ka hatramin'ny lehibe Fibangoan-teny ilazana ny olona rehetra izany. DH: "hatramin'ny olona tsy manan-danja indrindra ka hatramin'ny manan-danja indrindra" # Novakiany teo an-tsofin'izy ireo "Ary novakian'ny mpanjaka mafy mba ho ren'izy ireo" # izay hita Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "izay hitan'i Hilkia" (Jereo ny 22:8) na "izay hitan'izy ireo"