plt_tn/2ki/18/36.md

16 lines
328 B
Markdown

# Eliakima ... Sebna ... Joa ... Asafa
Anaran-dehilahy avokoa ireo.
# izay ambony teo amin'ny ankohonana
"izay misahana ny lapan'ny mpanjaka"
# ilay mpitan-tsoratra
"ilay mpitahiry tantara"
# lehiben'ny mpifehy
Avy tamin'ny dikan-teny Hebreo izany. Ny dikan-teny sasany dia manao izany ho anaran-tsamirery hoe: "Rabsake"