# Eliakima ... Sebna ... Joa ... Asafa Anaran-dehilahy avokoa ireo. # izay ambony teo amin'ny ankohonana "izay misahana ny lapan'ny mpanjaka" # ilay mpitan-tsoratra "ilay mpitahiry tantara" # lehiben'ny mpifehy Avy tamin'ny dikan-teny Hebreo izany. Ny dikan-teny sasany dia manao izany ho anaran-tsamirery hoe: "Rabsake"