plt_tn/2ki/18/36.md

328 B

Eliakima ... Sebna ... Joa ... Asafa

Anaran-dehilahy avokoa ireo.

izay ambony teo amin'ny ankohonana

"izay misahana ny lapan'ny mpanjaka"

ilay mpitan-tsoratra

"ilay mpitahiry tantara"

lehiben'ny mpifehy

Avy tamin'ny dikan-teny Hebreo izany. Ny dikan-teny sasany dia manao izany ho anaran-tsamirery hoe: "Rabsake"