12 lines
439 B
Markdown
12 lines
439 B
Markdown
# Mihavana amiko ary mivoaha aty amiko
|
|
|
|
"Mivoaha ao an-tanàna ary mineke ahy"
|
|
|
|
# 'ny voalobony ... hazon'aviaviny ... famorian-dranony
|
|
|
|
Ireo loharannon-tsakafo ireo dia samy sariteny ilazana ny filaminana sy ny fahafenoana.
|
|
|
|
# tany misy vary sy divay vaovao, tany misy mofo sy tanim-boaloboka, tany misy hazo oliva sy tantely
|
|
|
|
Samy sarinteny ilazana ny fananana zavatra tsara sy fahafenoana eo amin'ny fiainana andavanandro avokoa izany.
|