# Mihavana amiko ary mivoaha aty amiko "Mivoaha ao an-tanĂ na ary mineke ahy" # 'ny voalobony ... hazon'aviaviny ... famorian-dranony Ireo loharannon-tsakafo ireo dia samy sariteny ilazana ny filaminana sy ny fahafenoana. # tany misy vary sy divay vaovao, tany misy mofo sy tanim-boaloboka, tany misy hazo oliva sy tantely Samy sarinteny ilazana ny fananana zavatra tsara sy fahafenoana eo amin'ny fiainana andavanandro avokoa izany.