plt_tn/2ki/18/31.md

439 B

Mihavana amiko ary mivoaha aty amiko

"Mivoaha ao an-tanàna ary mineke ahy"

'ny voalobony ... hazon'aviaviny ... famorian-dranony

Ireo loharannon-tsakafo ireo dia samy sariteny ilazana ny filaminana sy ny fahafenoana.

tany misy vary sy divay vaovao, tany misy mofo sy tanim-boaloboka, tany misy hazo oliva sy tantely

Samy sarinteny ilazana ny fananana zavatra tsara sy fahafenoana eo amin'ny fiainana andavanandro avokoa izany.