plt_tn/2ki/18/13.md

28 lines
619 B
Markdown

# Sankeriba
Anarana lehilahy izany.
# Lakisy
Anaran-tanàna izany.
# tanàna voaaro mafy
Tanàna voadidina rindrina ho fiarovana. Jereo ao amin'ny 16:6 ny fomba nandikanao ny hoe "tanàna voaaro "
# Mialà amiko
Ny hoe "amiko" eto dia entina ilazana ny fanjakan'i Hezekia. DH: "Esory eto amin'ny faritaniko ny tafikao"
# Na inona na inona hampitondrainao ahy dia ho entiko
"Ho efaiko na inona na inona angatahinao amiko"
# talenta
Anarana karazana fandanjana nampiasaina teo amin'ny toeran'ny vola.
# fitoeran-java-tsarobidin'ny lapan'ny mpanjaka
Toerana fitehirizana vola sy zavatra sarobidy ao an-dampa.