# Sankeriba Anarana lehilahy izany. # Lakisy Anaran-tanàna izany. # tanàna voaaro mafy Tanàna voadidina rindrina ho fiarovana. Jereo ao amin'ny 16:6 ny fomba nandikanao ny hoe "tanàna voaaro " # Mialà amiko Ny hoe "amiko" eto dia entina ilazana ny fanjakan'i Hezekia. DH: "Esory eto amin'ny faritaniko ny tafikao" # Na inona na inona hampitondrainao ahy dia ho entiko "Ho efaiko na inona na inona angatahinao amiko" # talenta Anarana karazana fandanjana nampiasaina teo amin'ny toeran'ny vola. # fitoeran-java-tsarobidin'ny lapan'ny mpanjaka Toerana fitehirizana vola sy zavatra sarobidy ao an-dampa.