619 B
619 B
Sankeriba
Anarana lehilahy izany.
Lakisy
Anaran-tanàna izany.
tanàna voaaro mafy
Tanàna voadidina rindrina ho fiarovana. Jereo ao amin'ny 16:6 ny fomba nandikanao ny hoe "tanàna voaaro "
Mialà amiko
Ny hoe "amiko" eto dia entina ilazana ny fanjakan'i Hezekia. DH: "Esory eto amin'ny faritaniko ny tafikao"
Na inona na inona hampitondrainao ahy dia ho entiko
"Ho efaiko na inona na inona angatahinao amiko"
talenta
Anarana karazana fandanjana nampiasaina teo amin'ny toeran'ny vola.
fitoeran-java-tsarobidin'ny lapan'ny mpanjaka
Toerana fitehirizana vola sy zavatra sarobidy ao an-dampa.