12 lines
440 B
Markdown
12 lines
440 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Madiva hifarana ny famintinana ary arahina antso avo izany mba hanompoan'ny olona an'i Yaveh irery ihany.
|
|
|
|
# tamin'ny hery lehibe sy tanana nisandratra
|
|
|
|
Ny andian-teny hoe "tanana nisandratra" dia sarinteny ilazana fa miharihary ny herin'i Yaveh ary mitovy amin'izany ihany koa ny hoe "hery lehibe." DH: "tamin'ny hery lehibe dia lehibe" (UDB)
|
|
|
|
# hotànanareo ... ireny
|
|
|
|
"ho ankatoavinareo ... ireo"
|