plt_tn/2ki/17/36.md

440 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Madiva hifarana ny famintinana ary arahina antso avo izany mba hanompoan'ny olona an'i Yaveh irery ihany.

tamin'ny hery lehibe sy tanana nisandratra

Ny andian-teny hoe "tanana nisandratra" dia sarinteny ilazana fa miharihary ny herin'i Yaveh ary mitovy amin'izany ihany koa ny hoe "hery lehibe." DH: "tamin'ny hery lehibe dia lehibe" (UDB)

hotànanareo ... ireny

"ho ankatoavinareo ... ireo"