# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Madiva hifarana ny famintinana ary arahina antso avo izany mba hanompoan'ny olona an'i Yaveh irery ihany. # tamin'ny hery lehibe sy tanana nisandratra Ny andian-teny hoe "tanana nisandratra" dia sarinteny ilazana fa miharihary ny herin'i Yaveh ary mitovy amin'izany ihany koa ny hoe "hery lehibe." DH: "tamin'ny hery lehibe dia lehibe" (UDB) # hotànanareo ... ireny "ho ankatoavinareo ... ireo"