plt_tn/2ki/17/13.md

522 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola mitohy ny fitantarana ny famintinana ny fitsaran'i Yaveh ny Israely.

Yaveh efa nanambara ... tamin'ny alalan'ny mpaminany tsirairay

Tamin'ny alalan'ireo mpaminany no nitenenan'i Yaveh.

Mialà amin'ireo fomba ratsinareo

"Atsaharo ny fanaovana ireo zava-dratsy izay fanaonareo"

nirahiko ho aminareo tamin'ny alalan'ireo mpaminany mpanompoko

Nirahin'i Yaveh ireo mpaminany mba hampatsiahy an'ny vahoaka ireo Lalàn'Andriamanitra sy ny mba hankatoavan'izy ireo izany.