plt_tn/2ki/17/13.md

16 lines
522 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola mitohy ny fitantarana ny famintinana ny fitsaran'i Yaveh ny Israely.
# Yaveh efa nanambara ... tamin'ny alalan'ny mpaminany tsirairay
Tamin'ny alalan'ireo mpaminany no nitenenan'i Yaveh.
# Mialà amin'ireo fomba ratsinareo
"Atsaharo ny fanaovana ireo zava-dratsy izay fanaonareo"
# nirahiko ho aminareo tamin'ny alalan'ireo mpaminany mpanompoko
Nirahin'i Yaveh ireo mpaminany mba hampatsiahy an'ny vahoaka ireo Lalàn'Andriamanitra sy ny mba hankatoavan'izy ireo izany.