# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola mitohy ny fitantarana ny famintinana ny fitsaran'i Yaveh ny Israely. # Yaveh efa nanambara ... tamin'ny alalan'ny mpaminany tsirairay Tamin'ny alalan'ireo mpaminany no nitenenan'i Yaveh. # Mialà amin'ireo fomba ratsinareo "Atsaharo ny fanaovana ireo zava-dratsy izay fanaonareo" # nirahiko ho aminareo tamin'ny alalan'ireo mpaminany mpanompoko Nirahin'i Yaveh ireo mpaminany mba hampatsiahy an'ny vahoaka ireo Lalàn'Andriamanitra sy ny mba hankatoavan'izy ireo izany.