plt_tn/2ki/17/11.md

466 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola mitohy ny fitantarana ny famintinana ny fitsaran'i Yaveh ny Israely.

Nanatanteraka zava-dratsy ireo Israelita mba hiantsy ny fahatezeran'i Yaveh

Ireo fomba azo ilazana izany dia: 1) "Nanao zava-dratsy maro mba hahatonga an'i Yaveh ho tezitra" (UDB) na 2) "nanao zava-maro feno fahotana izay nahatezitra an'i Yaveh"

momba izay efa notenen'i Yaveh azy ireo hoe

"momba izay efa nampitandreman'i Yaveh azy ireo hoe"