plt_tn/2ki/17/11.md

12 lines
466 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola mitohy ny fitantarana ny famintinana ny fitsaran'i Yaveh ny Israely.
# Nanatanteraka zava-dratsy ireo Israelita mba hiantsy ny fahatezeran'i Yaveh
Ireo fomba azo ilazana izany dia: 1) "Nanao zava-dratsy maro mba hahatonga an'i Yaveh ho tezitra" (UDB) na 2) "nanao zava-maro feno fahotana izay nahatezitra an'i Yaveh"
# momba izay efa notenen'i Yaveh azy ireo hoe
"momba izay efa nampitandreman'i Yaveh azy ireo hoe"