# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola mitohy ny fitantarana ny famintinana ny fitsaran'i Yaveh ny Israely. # Nanatanteraka zava-dratsy ireo Israelita mba hiantsy ny fahatezeran'i Yaveh Ireo fomba azo ilazana izany dia: 1) "Nanao zava-dratsy maro mba hahatonga an'i Yaveh ho tezitra" (UDB) na 2) "nanao zava-maro feno fahotana izay nahatezitra an'i Yaveh" # momba izay efa notenen'i Yaveh azy ireo hoe "momba izay efa nampitandreman'i Yaveh azy ireo hoe"