plt_tn/2ki/17/07.md

16 lines
509 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Eto ny mpitantara dia nihato kely mba hamintina ny fitsaran'i Yaveh ny Israely.
# izany fahababoana izany
Ny nambaboan'ireo Asyriana ireo Israelita no tiana ho lazaina amin'izany.
# teo ambany fifehezan'i
Izany dia midika fa teo ambaniny fahefan'i Farao ireo. DH: "teo ambany fahefan'i"
# ka nandeha tamin'ny fanaon'ireo
Ny hoe "nandeha" eto dia sarinteny ilazana ny fomba fanao na fomba fitondran-tenan'ny olona eo amin'ny fiainana. DH: "nanao ireo fanaon'ireo"