plt_tn/2ki/17/07.md

509 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Eto ny mpitantara dia nihato kely mba hamintina ny fitsaran'i Yaveh ny Israely.

izany fahababoana izany

Ny nambaboan'ireo Asyriana ireo Israelita no tiana ho lazaina amin'izany.

teo ambany fifehezan'i

Izany dia midika fa teo ambaniny fahefan'i Farao ireo. DH: "teo ambany fahefan'i"

ka nandeha tamin'ny fanaon'ireo

Ny hoe "nandeha" eto dia sarinteny ilazana ny fomba fanao na fomba fitondran-tenan'ny olona eo amin'ny fiainana. DH: "nanao ireo fanaon'ireo"