# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Eto ny mpitantara dia nihato kely mba hamintina ny fitsaran'i Yaveh ny Israely. # izany fahababoana izany Ny nambaboan'ireo Asyriana ireo Israelita no tiana ho lazaina amin'izany. # teo ambany fifehezan'i Izany dia midika fa teo ambaniny fahefan'i Farao ireo. DH: "teo ambany fahefan'i" # ka nandeha tamin'ny fanaon'ireo Ny hoe "nandeha" eto dia sarinteny ilazana ny fomba fanao na fomba fitondran-tenan'ny olona eo amin'ny fiainana. DH: "nanao ireo fanaon'ireo"