plt_tn/2ki/17/01.md

24 lines
629 B
Markdown

# Hosea zanak'i Elaha
Tonga filohan'ny atsimon'ny fanjakan'Israely i Hosea.
# Elaha
Anaran-dehilahy izany.
# Nanjaka tao Samaria ... izy
Samaria no renivohitry ny tanànan'Israely.
# ratsy teo imason'i Yaveh
Tsy nankatò ireo lalàna nomena an'i Mosesy izy. Ny hoe "teo imason'i Yaveh" dia sariteny ilazana ny fomba fitsarany sy ny fomba fiheviny. DH: "ratsy amin'i Yaveh"
# tonga mpanompony i Hosea ary nitondra fanomezam-boninahitra ho azy
Nanao araka izay nandidian'ny mpanjakan'i Asyria azy i Hosea ary nitondra vola ho azy mba tsy handravan'ny mpanjaka an'Israely an'Israely.
# Salmanesera
Anaran-dehilahy izany.