plt_tn/2ki/17/01.md

629 B

Hosea zanak'i Elaha

Tonga filohan'ny atsimon'ny fanjakan'Israely i Hosea.

Elaha

Anaran-dehilahy izany.

Nanjaka tao Samaria ... izy

Samaria no renivohitry ny tanànan'Israely.

ratsy teo imason'i Yaveh

Tsy nankatò ireo lalàna nomena an'i Mosesy izy. Ny hoe "teo imason'i Yaveh" dia sariteny ilazana ny fomba fitsarany sy ny fomba fiheviny. DH: "ratsy amin'i Yaveh"

tonga mpanompony i Hosea ary nitondra fanomezam-boninahitra ho azy

Nanao araka izay nandidian'ny mpanjakan'i Asyria azy i Hosea ary nitondra vola ho azy mba tsy handravan'ny mpanjaka an'Israely an'Israely.

Salmanesera

Anaran-dehilahy izany.