# Hosea zanak'i Elaha Tonga filohan'ny atsimon'ny fanjakan'Israely i Hosea. # Elaha Anaran-dehilahy izany. # Nanjaka tao Samaria ... izy Samaria no renivohitry ny tanànan'Israely. # ratsy teo imason'i Yaveh Tsy nankatò ireo lalàna nomena an'i Mosesy izy. Ny hoe "teo imason'i Yaveh" dia sariteny ilazana ny fomba fitsarany sy ny fomba fiheviny. DH: "ratsy amin'i Yaveh" # tonga mpanompony i Hosea ary nitondra fanomezam-boninahitra ho azy Nanao araka izay nandidian'ny mpanjakan'i Asyria azy i Hosea ary nitondra vola ho azy mba tsy handravan'ny mpanjaka an'Israely an'Israely. # Salmanesera Anaran-dehilahy izany.