plt_tn/2ki/15/27.md

8 lines
435 B
Markdown

# Tamin'ny faharoa amby dimam-polo taona nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda
DH: "Tamin'ny faha 52 roa amby dimampolo taona nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda"
# Tsy niala tamin'ny fahotan'i Jeroboama zanak'i Nebata, izay nampanota ny Israely izy.
Ny fandaozana ny fahotana dia midika hoe mandà ny hanota. DH: "Tsy nandà ny hanao ny fahotan'i Jeroboama zanak'i Nebata i Zakaria" na "Nanota tahakan'i Jeroboama zanak'i Nebata izy"