# Tamin'ny faharoa amby dimam-polo taona nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda DH: "Tamin'ny faha 52 roa amby dimampolo taona nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda" # Tsy niala tamin'ny fahotan'i Jeroboama zanak'i Nebata, izay nampanota ny Israely izy. Ny fandaozana ny fahotana dia midika hoe mandà ny hanota. DH: "Tsy nandà ny hanao ny fahotan'i Jeroboama zanak'i Nebata i Zakaria" na "Nanota tahakan'i Jeroboama zanak'i Nebata izy"