plt_tn/2ki/15/27.md

435 B

Tamin'ny faharoa amby dimam-polo taona nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda

DH: "Tamin'ny faha 52 roa amby dimampolo taona nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda"

Tsy niala tamin'ny fahotan'i Jeroboama zanak'i Nebata, izay nampanota ny Israely izy.

Ny fandaozana ny fahotana dia midika hoe mandà ny hanota. DH: "Tsy nandà ny hanao ny fahotan'i Jeroboama zanak'i Nebata i Zakaria" na "Nanota tahakan'i Jeroboama zanak'i Nebata izy"