plt_tn/2ki/15/13.md

681 B

tamin'ny fahasivy amby telopolo taona nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda

DH: "tamin'ny faha 39 taona nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda"

Saloma ... Jabesy

Anaran-dehilahy avokoa ireo. Jereo ao amin'ny 15:10 ny fomba nandikanao izany.

Menahema ... Gady

Anaran-dehilahy avokoa ireo.

nanjaka iray volana monja tao Samaria izy

Samaria ny tanàna nipetrahany tamin'izy mpanjakan'Israely. DH: "Nipetraka tany Samaria i Saloma ary nanjaka teo amin'Israely nandritra ny iray volana monja izy"

tonga mpanjaka nandimby ny toerany

Ny andian-teny hoe "andimby ny toerany" dia sarinteny izay midika hoe "teo amin'ny toerany." DH: "tonga mpanjaka teo amin'ny toeran'i Saloma"