# tamin'ny fahasivy amby telopolo taona nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda DH: "tamin'ny faha 39 taona nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda" # Saloma ... Jabesy Anaran-dehilahy avokoa ireo. Jereo ao amin'ny 15:10 ny fomba nandikanao izany. # Menahema ... Gady Anaran-dehilahy avokoa ireo. # nanjaka iray volana monja tao Samaria izy Samaria ny tanĂ na nipetrahany tamin'izy mpanjakan'Israely. DH: "Nipetraka tany Samaria i Saloma ary nanjaka teo amin'Israely nandritra ny iray volana monja izy" # tonga mpanjaka nandimby ny toerany Ny andian-teny hoe "andimby ny toerany" dia sarinteny izay midika hoe "teo amin'ny toerany." DH: "tonga mpanjaka teo amin'ny toeran'i Saloma"